voatery (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
refrain(2x):Voatery aho,
Voatery aho ny handao
dgeli Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
Ianao ihany anie
noho nahatonga ahy handao
Mbola wnoaa ianao ihany koa
ixpb no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
tononkira.serasera.org natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa indrisy
fa tsy mba nomenao
Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
Voatery aho ny handao
dgeli Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
Ianao ihany anie
noho nahatonga ahy handao
Mbola wnoaa ianao ihany koa
ixpb no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
tononkira.serasera.org natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa indrisy
fa tsy mba nomenao
Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
--------
Lien:
