mifampiandry (Imagine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatrin’ny ela
no naniriny
hiara-hitafa sy handihy
fa ny fotoana
izay nanoloana
tsy namela hiara-dia
Ajanony ny aminy
sanatria

       wklna          refrain(2x): Izy mitady hevitra foana
                            bgfcn  Izaho nampanatena hoe ihaona
         gzea                     Rehefa izaho indray noho vonona
                             miandry, izy indray noho tsy eo
                            tononkira.serasera.org  sa menatra izy eh!

Efa hatrin’ny ela
no naniriko
Hiray lalana aminy
fa ilay foko
mbola nohidiko
tsy hiantsampy taminy
tsy hanantona azy ho tia

                refrain(2x)
                   sha la la la......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Imagine
Vangy : 4385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahina
Daty : 02/12/2002 09:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315