Raiko malala (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Raiko malala o!
omeo hery avy aminao
mba ahefako tsara ireo adidiko
indrindra Ray o
raha izaha ireo ondry very
dia tsy hisalasala aho hiantso ny
anaranao

Ref : ho tonga aiza ireny
raha maizina lava suvh izay alehany
izay mba jereny toa maloka owac hatrany
avokoa
tsinjovy tononkira.serasera.org ny lalany hizorany hody
aminao
ahatonga azy hanaraka anao

II-Fantatro Ray o!
fa ixalhyi tsy sitrakao akory
ny ahafaty ireo izay reraka am-
panahy
ampaherezo mba hiverina Aminao
ka ahatsapany indray
fa tsara indrindra ny eo ankaikinao

ref: ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hosana Ambohijatovo Fitiavana
Visites : 4956
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Toocky
Date : 16/11/2015 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426