Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiko malala (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Raiko malala o!
omeo hery avy aminao
mba ahefako tsara ireo adidiko
indrindra Ray o
raha izaha ireo ondry very
dia tsy hisalasala aho hiantso ny
anaranao
Ref tononkira.serasera.org : ho tonga aiza ireny
raha maizina lava izay alehany
izay mba ypwzqyb jereny toa maloka hatrany
avokoa
tsinjovy ny lalany hizorany hody
aminao
ahatonga azy hanaraka anao
II-Fantatro Ray o!
fa tsy sitrakao akory
ny ahafaty ireo izay reraka am-
panahy
ampaherezo mba hiverina Aminao
ka ahatsapany indray
fa tsara uixzlrhd indrindra ny eo ankaikinao
ref: .... tywpbjfu
omeo hery avy aminao
mba ahefako tsara ireo adidiko
indrindra Ray o
raha izaha ireo ondry very
dia tsy hisalasala aho hiantso ny
anaranao
Ref tononkira.serasera.org : ho tonga aiza ireny
raha maizina lava izay alehany
izay mba ypwzqyb jereny toa maloka hatrany
avokoa
tsinjovy ny lalany hizorany hody
aminao
ahatonga azy hanaraka anao
II-Fantatro Ray o!
fa tsy sitrakao akory
ny ahafaty ireo izay reraka am-
panahy
ampaherezo mba hiverina Aminao
ka ahatsapany indray
fa tsara uixzlrhd indrindra ny eo ankaikinao
ref: .... tywpbjfu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 5228
Likes : 2 Like
Created by : Toocky
Date : 16/11/2015 19:15
