Tsiahy (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feom-borokely iray toa miantso hoe miverena
Manako any ho any,, toa feo maneho alahelo
Tiako...ho fihinina...llay tarainany...
Nefa...toa tsy takatro...izay ambarany...

Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay nofinofy tononkira.serasera.org ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , zuvlb tsy ho voavaha...

Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay phdhze nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Dia hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka kopmyz hofatorako ,
tsy...voavaha...

Napiditra: Safidy English)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 09/09/2026 08:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308