Tsiahy (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feom-borokely iray toa miantso hoe miverena
Manako any ho any,, toa feo maneho alahelo
Tiako...ho fihinina...llay tarainany...
Nefa...toa tsy takatro...izay ambarany...

Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay nzsxwwak nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.

Any psra andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...

Nanonofy azy aho , ndray alina tononkira.serasera.org izay
Toa tena izy... Hay nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Dia hovaiko...ho tsikitsiky...lay grohhtt nofy sendra nandalo.

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako ,
tsy...voavaha...

Napiditra: Safidy English)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hery
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english
Date : 09/09/2026 08:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429