Tsiahy (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feom-borokely iray toa miantso hoe miverena
Manako any ho any,, toa feo maneho tononkira.serasera.org alahelo
Tiako...ho fihinina...llay tarainany...
Nefa...toa tsy takatro...izay ambarany...

Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...

Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Dia suqrcp hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho mrnktwvl voavaha...

Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako ,
saxrts tsy...voavaha...

Napiditra: Safidy English)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hery
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english
Date : 09/09/2026 08:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294