Tsy ho ela (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Ka’ndeha zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho
Mbola hiverina aho
Tsy ho ela

Tohizo hatrany ny hiranao
Akaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra ainga elejyk vaovao
Hanamafy indray ilay hirahira fahizay
Ireo kalokalontsika ireo
Tsy hijanona ela any aho f’aza icrvfqoj manahy

Hatramin’izay no niaraka nihafy
Nikaroka niezaka hatrany
Ka tsy hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza miahotra
Fa hoe tsy ho eo intsony laann aho
Nefa aza manahy
Tsy ho ela tononkira.serasera.org aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery
Vangy : 4319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/01/2003 10:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334