Hirahira sy mozika (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no jcwhmpyf hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana
Na malahelo, na koa tomany
Ny tononkira.serasera.org fiainantsika e, dia ny shmeua mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety

Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly

Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)
HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery hbzmfygy RAKOTOARINIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HeryVisites : 1426
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 09/12/2023 08:41