Lay fitiavanao (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho foana ny tomany, hisinda ny sorisory
Raha ianao no vlnvdtga eo anilako eo
Hizarako ny alahelo sy toreo
Ilay fitsikinao, sy ilay fijerinao
Manohina fanahy, mambabo ahy
Hanazava ilay androko maloka teo
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho sarotra ho ahy ny hitraka tononkira.serasera.org indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho very fanahy mbola velona
2-Ny hasambarako, dia ny ho eo anilanao
Hifampizara aminao ny tsara indrindra
Dia ho lafatra tokoa ny fiainantsika
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho osnir sarotra ho ahy ny hitraka indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho very fanahy mbola velona
HERY (Titre : "'Lay fitiavanao" - Album : "Hirahira sy mozika" / Studio DO SOL - 2002) jmbvqtu
Raha ianao no vlnvdtga eo anilako eo
Hizarako ny alahelo sy toreo
Ilay fitsikinao, sy ilay fijerinao
Manohina fanahy, mambabo ahy
Hanazava ilay androko maloka teo
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho sarotra ho ahy ny hitraka tononkira.serasera.org indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho very fanahy mbola velona
2-Ny hasambarako, dia ny ho eo anilanao
Hifampizara aminao ny tsara indrindra
Dia ho lafatra tokoa ny fiainantsika
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho osnir sarotra ho ahy ny hitraka indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho very fanahy mbola velona
HERY (Titre : "'Lay fitiavanao" - Album : "Hirahira sy mozika" / Studio DO SOL - 2002) jmbvqtu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HeryVangy : 936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 09/12/2023 08:49
