Tsiahy (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feom-borokely iray toa miantso hoe iduomwk miverena
Manako any ho any,, toa feo maneho alahelo
Tiako...ho fihinina...llay tarainany...
Nefa...toa tsy upwvit takatro...izay ambarany...
Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tononkira.serasera.org tena izy... Hay nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.
Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...
Nanonofy azy aho , ndray alina izay
Toa tena izy... Hay nofinofy ihany.
Tiako...ho fihinina...lay tomaniny...
Dia hovaiko...ho tsikitsiky...lay nofy sendra nandalo.
Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako , tsy ho voavaha...
Any andro iray...mbola hihaonanay
Dia zavlnb hiverin'indray...ilay fombafombanay...
Ka hofatorako ,
tsy...voavaha...
Napiditra: Safidy English)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HeryVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 09/09/2026 08:15