Lay fitiavanao (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho foana ftriy ny tomany, hisinda ny sorisory
Raha ianao no eo anilako eo
Hizarako ny alahelo sy toreo
Ilay fitsikinao, sy ilay fijerinao
Manohina fanahy, mambabo ahy
Hanazava ilay androko maloka teo
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho sarotra ho ahy ny hitraka indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho yxxkz very fanahy mbola velona
2-Ny hasambarako, dia ny ho eo anilanao
Hifampizara tononkira.serasera.org aminao ny tsara indrindra
Dia bwfgo ho lafatra tokoa ny fiainantsika
Refrain: Ilay teny mamy nomenao ahy
Hanala alahelo ka tsy ho sarotra ho ahy ny hitraka indray
Ho sasa-poana ihany ireo, hanenjika ahy
Ka ho very fanahy mbola velona
HERY (Titre : "'Lay fitiavanao" - Album : "Hirahira sy mozika" / Studio DO SOL - 2002)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HeryHits : 1098
Likes : 1 Like
Created by : hagamamytahiana2023
Date : 09/12/2023 08:49