Hirahira sy mozika (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola tononkira.serasera.org eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny rvhptsdl fifankatiavana

Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana

Na malahelo, na koa avysedo tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka aadte hanjaka ny fifankatiavana (x 3)

HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery
Vangy : 1344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 09/12/2023 08:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101