Hirahira sy mozika (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy aakp mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, tononkira.serasera.org raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana
Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, utqpzhg dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany

Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka

Ny fiainantsika e, dia ny jprac mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly

Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)
HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HeryHits : 1275
Likes : 0 Like
Created by : hagamamytahiana2023
Date : 09/12/2023 08:41