Hirahira sy mozika (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora tononkira.serasera.org e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka eprp ny fifankatiavana

Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany sdzs raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana

Na malahelo, wahunxg na koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)

HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hery
Visites : 1277
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 09/12/2023 08:41
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111