Antsoy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao moa
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy hita fa babo fo
Potika mafy ka dia tononkira.serasera.org izao :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na oyefrgx velona, indreny eny foana
Be fandrika anie iny làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny rudmamtt tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho very
Fa na nbhyuq moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy hita fa babo fo
Potika mafy ka dia tononkira.serasera.org izao :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na oyefrgx velona, indreny eny foana
Be fandrika anie iny làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny rudmamtt tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho very
Fa na nbhyuq moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hery-TianaVangy : 3104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/10/2017 17:56
