Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antsoy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao moa
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy ogxgacr hita fa babo fo
Potika mafy ka dia izao :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na velona, indreny eny foana
Be fandrika anie iny hdaj làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho tononkira.serasera.org very
Fa huobydlf na moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy ogxgacr hita fa babo fo
Potika mafy ka dia izao :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na velona, indreny eny foana
Be fandrika anie iny hdaj làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho tononkira.serasera.org very
Fa huobydlf na moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hery-TianaVisites : 3029
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/10/2017 17:56
