Antsoy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tononkira.serasera.org fantatrao moa
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy hita fa babo fo
Potika mafy ka dia izao secmo :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na velona, indreny eny foana
Be fandrika anie nupyd iny làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho very
Fa mimvdme na moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
Mahasaro-piaro ahy ianao !
Tsy hita fa babo fo
Potika mafy ka dia izao secmo :
Zarako aza isika isan'ora mihaona
Na maty, na velona, indreny eny foana
Be fandrika anie nupyd iny làlanao iny
Raha lavo any ianao, maty aho hoe Niny
Tsy tantin'ny aiko ny tsy anilanao
Antsoy aho ! Antsoy hiaro anao
Gadraiko ato an-trano
Dia tsisy mahita fa ahy irery
Sao hidiran'angano
Tsara ny mailo dia tsy ho very
Fa mimvdme na moka iray aza mikasika eo
D'efa rafilahy, hiakarako feo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hery-TianaHits : 3176
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/10/2017 17:56
