Tsy tanako mihitsy (Hery-Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antso mangina any anatiko any
Miritsoka mora te hiteny avy hatrany hoe,
Mila anao hono ity fo efa noana
Mitady gmras mafy anao foana
Tsy tanako mihitsy , hambara udcmpug ho ren-tany
Tsy hihemotra intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara ilay hery, herim-pitiavana anao
Nanonofy izay aho omaly alina
Namihina anao , dia ianao namaly hoe:
Sitrako erÿ ny an-tratranao
Nahatsiaro sambatra izany aho
Dia hatreo ihany fa lafatra be...
Tsy tanako mihitsy , hambara ho ren-tany
Tsy hihemotra eobpxi intsony, lazaiko androany
Iriko mantsy, iriko tokoa
Angamba tsy ho diso fa raikitra am-po
Manosika afara ilay hery, herim-pitiavana anao
Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Hery-Tiana

--------
Rohy:
Hevitra
alextafitasoa077
(
05/11/2017 15:59)
tena makasitraka e!...tena ankafizko b mts io vazo io (y)
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hery-TianaVangy : 2448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2017 09:38