IRERY (HEROZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IRERY
Mitaraina irery ato anaty, ilay fo mitempo izay
Mitady ilay anjarany any, tany an-toeran-davitra
Fa manirery, toy ny volana
Na ilay masoandro iray, oqrh toa aizina ho ahy
Ref:
Fitiavana alavitra, ka manembona ilay silam-panahy
Ka nanoratra mba ho sento sisa ireo alahelo
Ary handalo fotsiny ireo
Manantena fa indray gwipf andro any
Dia mbola ho anilanao indray
ka tononkira.serasera.org ho foana hatreo ireo tomany
Ka hisolo hasambarana
Ref:
Fitiavana alavitra, ka manembona flmmusx ilay silam-panahy

FACEBOOK : https://www.facebook.com/HeroZ-Rock-Band-965862693599318
YOUTUBE: https://www.youtube.com/watch?v=9BRi2U-DNPY

--------
Link: