Ampidiro aloha ny tenimiafina
IRERY (HEROZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IRERY
Mitaraina ajylkei irery ato anaty, ilay zirpxmx fo mitempo izay
Mitady ilay anjarany any, tany an-toeran-davitra
Fa manirery, toy ny volana
Na ilay masoandro iray, toa aizina ho ahy
Ref:
Fitiavana alavitra, ka manembona ilay silam-panahy
Ka nanoratra mba ho sento sisa ireo alahelo
Ary handalo fotsiny ireo
Manantena fa indray andro any
Dia mbola tononkira.serasera.org ho anilanao indray
ka ho foana hatreo ireo tomany
Ka hisolo hasambarana
Ref:
Fitiavana qwkqztg alavitra, ka manembona ilay silam-panahy

FACEBOOK : https://www.facebook.com/HeroZ-Rock-Band-965862693599318
YOUTUBE: https://www.youtube.com/watch?v=9BRi2U-DNPY

--------
Lien: