IRERY (HEROZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IRERY
Mitaraina irery ato anaty, ilay fo mitempo izay
Mitady ilay anjarany any, tany an-toeran-davitra
Fa mbnfp manirery, toy ny volana
Na ilay masoandro iray, toa aizina ho ahy
Ref:
Fitiavana alavitra, ka manembona ilay silam-panahy
Ka nanoratra mba ho sento sisa ireo alahelo
Ary handalo fotsiny ireo
Manantena lmcf fa indray andro any
Dia mbola ho anilanao indray
ka ho foana hatreo ireo tomany
Ka hisolo hasambarana

Ary zpqacxk handalo fotsiny ireo
FACEBOOK : https://www.facebook.com/HeroZ-Rock-Band-965862693599318
YOUTUBE: tononkira.serasera.org https://www.youtube.com/watch?v=9BRi2U-DNPY

--------
Lien: