NIOVA (HEROZ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fiafarany daholo ny tantara
Tsy nampoiziko isika no ho tonga @ izany sahady
Rava ilay noeritreretina ho anjara,ilay nandrian'ny fo indray no toa namarina an-kady
Ianao niova tsy toy ny taloha
Lasa mandaingalainga miseo be loha
Manao teny marary Feno fahatezerana
Vavanao tsy misy intsony izay ferana
Aizahoaiza @ izao ilay tokinao fahizay
Hoe netsika roa ho mandrakizay
Izany rehetra izany toa teny ihany
Nampivadika ny fiainako ambony ambany

Bridge: Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?
Rava ve netsika roa?

Ref: Hiazona ahy ve ianao Ra hitanao izao fa andeha? Hamarana fitiavana vé?
Sa hanoy ny lalantsika anao ainga vao?
Ary hiady hoatsika ve ianao raha toa ka omena safidy? Sa avelanao ho faty izany? Sa any an-kafa indray no apandrinao ny fonao ?
Izao tsy hitana Ra toa tsy tamana

Isika niaraka toy ny vao omaly
Toa tantara sisa no atsiarovana izany
Fitia niredareda tsy nisy tomika
Toa lasa mitsilopy zary mangatsiaka
Ianao namitaka ahy sy namotika ny foko
Dia ilay fitsikiana toa nanjary toloko
Namela takaitra sy fitomaniana
Tanteraka tokoa izao ilay efa nahiana

Bridge:
Réf:

#Niova
#HeroZ
#THE_GIANT_ROCK_PROJECTS
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HEROZ
Vangy : 1703
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harijhers
Daty : 23/07/2019 10:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716