Angamba any misy toa ahy (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ny volanao rehetra,
Na koa ny harenao,
Tsisy mahasarika ahy hitoetra, am-ponao.
Ka raha toy izany ihany
No fanambàranao ny fitia
Dia toa tsy fiktipnp ampy ahy izany
Satria kely.
Fa ny ahy dia ny fonao, ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
Moa ve ny fanantenàna
Hain'ny vola ho atao ?
Na koa fitiavana ? Lazao.
Fa srpdffh ny ahy dia ny fonao, ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
Angamba any misy toa ahy
Izay manandratra avo ny fitia.
Ka raha toa tsy lavitra tononkira.serasera.org ahy: "Ndao hiara-dia !"
Fa ny ahy dia ny fonao, vwdy ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
Na koa ny harenao,
Tsisy mahasarika ahy hitoetra, am-ponao.
Ka raha toy izany ihany
No fanambàranao ny fitia
Dia toa tsy fiktipnp ampy ahy izany
Satria kely.
Fa ny ahy dia ny fonao, ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
Moa ve ny fanantenàna
Hain'ny vola ho atao ?
Na koa fitiavana ? Lazao.
Fa srpdffh ny ahy dia ny fonao, ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
Angamba any misy toa ahy
Izay manandratra avo ny fitia.
Ka raha toa tsy lavitra tononkira.serasera.org ahy: "Ndao hiara-dia !"
Fa ny ahy dia ny fonao, vwdy ny sainao no tiako ho ahy
Ahy irery.
Fa ny ahy dia ny vatanao, embonao
No iriko ho ahy
Satria ireny mandra-maty.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 1349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/12/2020 22:30
