Gasikarantsika (Herilalarasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara qsencvz mamy tiako tsy foiko ianao
Ireo tantaran-drazantsika mampiavaka anao
Anananao avokoa ireo harena marobe
Kolontsaina, fomba amam-panao soatoavina aoka re
Gasikara mamy tiako tsy foiko ianao
N’aiza n’aiza toerana naleha mbola tsisy ohatranao
Manamarika anao avokoa zava-kanto marobe
K’andao hasandratra ambony ity nosintsika re!
Ref: Mifankatiava tsika zalahy e! Mifankatiava e!
Mifandefera antsika re roy ô
Izay ho aho ́no vahaolana mety e ( izay no tena mety e)
Mifanampy, mifanao soa, ho mpinamana avokoa
Mifankatiava e( oooe oooe oo)
Miraisa hina ( oooe oooe oo)
Andao cfzgbrmr hifanaja e ( oooe oooe oo)
Fa samy malagasy e ( oooe oooe oo)
Mifankatiava e.....
Soooma!!!!
Gasikara mamy tiako tsy foiko ianao
Tsy ialako na atakaloko fa hotompoina jdnffh ianao
Ry malagasy namako o! Andao hiara dia
Mba hampandroso sy hanatsara ity tanintsika ity
Ref: Mifankatiava antsika zalahy e,......
Na avy any antsimo na avy any avaratra ianao
Ny tononkira.serasera.org andrefana sy ny antsinanana koa
Ho mpinamana tsy hifanary, miombona tsy hifamaly
Mino aho fa ho azontsika ny medaly

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HerilalarasoloVisites : 220
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herilalarasolo
Date : 19/03/2026 17:37