Gasikarantsika (Herilalarasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara mamy vfplk tiako tsy foiko ianao
Ireo tantaran-drazantsika mampiavaka anao
Anananao avokoa ireo harena marobe
Kolontsaina, fomba amam-panao soatoavina aoka re
Gasikara mamy tiako tsy foiko ianao
N’aiza n’aiza toerana naleha mbola tsisy ohatranao
Manamarika anao avokoa zava-kanto marobe
K’andao hasandratra ambony ity nosintsika re!
Ref: Mifankatiava tsika zalahy e! xgdxi Mifankatiava e!
Mifandefera antsika re roy ô
Izay ho aho ́no vahaolana mety e ( izay no tena mety e)
Mifanampy, mifanao soa, ho mpinamana avokoa
Mifankatiava e( oooe oooe oo)
Miraisa hina ( oooe oooe oo)
Andao hifanaja e ( oooe oooe oo)
Fa samy malagasy e ( oooe oooe oo)
Mifankatiava e.....
ulpaxb Soooma!!!!
Gasikara mamy tiako tsy foiko ianao
Tsy ialako na atakaloko fa hotompoina ianao
Ry malagasy namako o! Andao hiara dia
Mba hampandroso sy hanatsara ity tanintsika ity
Ref: Mifankatiava antsika zalahy e,......
Na avy any antsimo na avy any avaratra ianao
Ny andrefana sy ny antsinanana koa
Ho mpinamana tsy hifanary, miombona tsy hifamaly
Mino aho fa tononkira.serasera.org ho azontsika ny medaly

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerilalarasoloVangy : 186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herilalarasolo
Daty : 19/03/2026 17:37