Neny tiana (Herilalarasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho zaza ah ! mbola tsaroako ato
Ilay endrikao kanto sariaka
Feno tsikitsiky, masoandro mibaliaka
Ianao ry Neny tsy foiko indrindra
Toa miran-dava izany tava
joqk Toa adino avokoa izay nandratra
Feno hamamiana tsy ho lany laniana
Ilay eo anilanao ry Neny tiana
Niainanao ireo fihafiana
Ka nisotroanao ilay rano tsy tiana
Niharetanao ireo fijaliana
tononkira.serasera.org Nijoro ianao tsy nisy hakiviana
Ho satry foana ny anilanao e ! naiza naiza toerana aleha
Rehefa faly na koa malahelo iny aho
I Neny foana no ambavako ao
Tsy ho adinoina velively ; indrindra moa ianao raha nibedy
Fa nahasoa ary koa nahatsara izany
Tiako ianao ry Neny malala
Ity hira ity e izay ho kaloina
Dia ho fankasitrahana Anao
Ireo izay vita tsy voatanisa
Misaotra anao ry NENY tsy foiko
mnics Fa nahakolo sy nahalehibe
rida Ary ho tsarovana ny anatrao bediabe
Mitoetra ao an-tsaina, indrindra ao am-po
Ilay fitiavanao tsy manam-paharoa
Ilay endrikao kanto sariaka
Feno tsikitsiky, masoandro mibaliaka
Ianao ry Neny tsy foiko indrindra
Toa miran-dava izany tava
joqk Toa adino avokoa izay nandratra
Feno hamamiana tsy ho lany laniana
Ilay eo anilanao ry Neny tiana
Niainanao ireo fihafiana
Ka nisotroanao ilay rano tsy tiana
Niharetanao ireo fijaliana
tononkira.serasera.org Nijoro ianao tsy nisy hakiviana
Ho satry foana ny anilanao e ! naiza naiza toerana aleha
Rehefa faly na koa malahelo iny aho
I Neny foana no ambavako ao
Tsy ho adinoina velively ; indrindra moa ianao raha nibedy
Fa nahasoa ary koa nahatsara izany
Tiako ianao ry Neny malala
Ity hira ity e izay ho kaloina
Dia ho fankasitrahana Anao
Ireo izay vita tsy voatanisa
Misaotra anao ry NENY tsy foiko
mnics Fa nahakolo sy nahalehibe
rida Ary ho tsarovana ny anatrao bediabe
Mitoetra ao an-tsaina, indrindra ao am-po
Ilay fitiavanao tsy manam-paharoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerilalarasoloVangy : 197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herilalarasolo
Daty : 21/05/2026 13:35
