Asio mozika (Herilalarasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Parole 1 : Fety be ny androany !Mangotraka izany,
Mozika io zalahy no hanafana
Handeso partenaire,
Dia asio kely dom-bera,
Aminazy koa ny ambiance efa lera
Pré-refrain : Handiha dia hifaly, (Ooh Ooh)
Tsy misy makalagy, (Ooh Ooh)
Feeling jiaby efa mande ho azy (ayay eyeeh)
Na gasy na vazaha,
Mi-s’amuse dia ça va,
Tout le monde sur la piste
Ayayaa !
Refrain : Revy mozika anio ! (On va bouger)
Revy masika anio ! (On va danser)
Revy matsiro anio ! (Miara mikorana)
Ambiance mozika anio ! (On va swinger)
Ambiance masika anio ! (Collé serré)
Ambiance matsiro anio ! (Miaraka mifaly)
Post-Refrain : Fety be ito efa mafana, (Heyy)
Ny adiady avelao any, (Heyy)
Asio mozika ! Ambiance foana hatrany !
Parole 2 : Fety be ny androany !
Courage tsika jiaby,
Tsisy miala eo fa dia manala azy
Hivazo dia mirevy,
Zay mamo maka seza,
Ambiance ity zalaha efa ngeza
Pré-refrain : Handiha dia hifaly, (Ooh Ooh)
Tsy misy makalagy, (Ooh Ooh)
Feeling jiaby efa mande ho azy (ayay eyeeh)
Na gasy na vazaha,
Mi-s’amuse dia ça va,
Tout le monde sur la piste
Ayayaa !
Refrain : Revy mozika anio ! (On va bouger)
Revy masika anio ! (On va danser)
Revy matsiro anio ! (Miara mikorana)
Ambiance mozika anio ! (On va swinger)
Ambiance masika anio ! (Collé serré)
Ambiance matsiro anio ! (Miaraka mifaly)
Post-Refrain : Fety be ito efa mafana, (Heyy)
Ny adiady avelao any, (Heyy)
Asio mozika ! Ambiance foana hatrany !
(Guitar solo) chauffer ! On y va !
Refrain x2 : Revy mozika anio ! (On va bouger)
Revy masika anio ! (On va danser)
Revy matsiro anio ! (Miara mikorana)
Ambiance mozika anio ! (On va swinger)
Ambiance masika anio ! (Collé serré)
Ambiance matsiro anio ! (Miaraka mifaly)
Post-Refrain : Fety be ito efa mafana, (Heyy)
Ny adiady avelao any, (Heyy)
Asio mozika ! Ambiance fona atrany !
Asio mozika ! Ambiance fona atrany !
Asio mozika ! Ambiance foana hatrany !
Asio mozika ! Ambiance foana hatrany !
La La La La ! La La La La Laaa !
HEY !!
--------
Rohy:
Hevitra
Herilalarasolo
(
29/04/2026 16:55)
Hira miraikitra:
*fanentanana hiray hina
*fialana voly,
*fanasana hanala fahasorenana
*fanentanana hiray hina
*fialana voly,
*fanasana hanala fahasorenana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerilalarasoloVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herilalarasolo
Daty : 29/04/2026 16:52
