te ho eo anilanao (herilalaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
          Ory Tompo be fitia o! inty aho
           Inty aho manolotena ho Anao
            Fa mpanota very hery indro raiso
           fa mba te ho eo anilanao  rahatrizay
          
               Fifaliana ho ahy ny eo anilanao
               Maty nisolo voina Ianao
               Izaho dia mifona aminao ry Tompo!
               fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
       clzxubm          
        tononkira.serasera.org                Dera laza rrok hery haja no atolotro
                rteyz        Fo Fanahy saina hendry no nomenao
                       Misaotra Anao aho ry Tompo tia ô!
                       fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
         Mpamorona: HAJA  Tonony: HAJA  Mosika: NJATO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : herilalaina
Vangy : 3013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsilavina
Daty : 07/12/2004 08:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0915