Ampidiro aloha ny tenimiafina
te ho eo anilanao (herilalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ory Tompo be fitia o! inty aho
Inty aho manolotena ho Anao
Fa mpanota very hery indro raiso
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Fifaliana ho ahy ny eo anilanao
Maty nisolo voina Ianao
Izaho dia mifona aminao ry Tompo!
swxktyy fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
vqglz
Dera laza hery haja no atolotro
Fo Fanahy saina hendry no nomenao
Misaotra Anao aho ry tononkira.serasera.org Tompo tia ô!
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
gujo Mpamorona: HAJA Tonony: HAJA Mosika: NJATO
Inty aho manolotena ho Anao
Fa mpanota very hery indro raiso
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Fifaliana ho ahy ny eo anilanao
Maty nisolo voina Ianao
Izaho dia mifona aminao ry Tompo!
swxktyy fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
vqglz
Dera laza hery haja no atolotro
Fo Fanahy saina hendry no nomenao
Misaotra Anao aho ry tononkira.serasera.org Tompo tia ô!
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
gujo Mpamorona: HAJA Tonony: HAJA Mosika: NJATO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : herilalainaVangy : 3053
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsilavina
Daty : 07/12/2004 08:48
