You are here: home > Tononkira > herilalaina

FISAORANA (herilalaina)

https://tononkira.serasera.org/hira/herilalaina/fisaorana

                                  
Misaotra Anao tokoa  Ray o
Noho ny fitsimbinanao
Fo feno fifaliana no hatolotray ho Anao
Asandrato ny feo fiderana izay mampitoetra ny Fanahy
Ka tsy hamela ny tongotsika hangozohTsiky dia ampyozo

REF:
        Misaotra Anao tokoa Ray o
        Amin izay rehetra ato anatiko
        Misaotra Anao tokoa Ray o
        Noho ny asanao nataoko


Mpihira:Herilalaina    Feony:Haja  Tonony:Haja Mozika:Njato
                Novambra04

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : herilalaina
Mpamaky : 1777
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : haja
Tamin'ny : 29/12/2004 21:39:13
ID : 2838

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo