Ampidiro aloha ny tenimiafina
te ho eo anilanao (herilalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ory Tompo be fitia o! inty aho
Inty aho manolotena ho Anao
gauap Fa mpanota very hery indro raiso
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
dwyxct Fifaliana ho ahy ny eo anilanao
Maty nisolo voina Ianao
Izaho dia mifona aminao ry Tompo!
tononkira.serasera.org fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Dera laza hery haja no atolotro
vijg Fo Fanahy saina hendry no nomenao
Misaotra Anao aho ry Tompo tia ô!
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Mpamorona: HAJA Tonony: HAJA Mosika: NJATO
Inty aho manolotena ho Anao
gauap Fa mpanota very hery indro raiso
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
dwyxct Fifaliana ho ahy ny eo anilanao
Maty nisolo voina Ianao
Izaho dia mifona aminao ry Tompo!
tononkira.serasera.org fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Dera laza hery haja no atolotro
vijg Fo Fanahy saina hendry no nomenao
Misaotra Anao aho ry Tompo tia ô!
fa mba te ho eo anilanao rahatrizay
Mpamorona: HAJA Tonony: HAJA Mosika: NJATO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : herilalainaHits : 3015
Likes : 0 Like
Created by : tsilavina
Date : 07/12/2004 08:48
