Samy mahafinaritra ahy (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samy mahafinaritra ahy
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako ncnb avokoa
fa na dia ivplrxg marina tononkira.serasera.org aza tokony afenina
Ny lalàn’olombelona
no indreo manelontselona,
ny olona mahazo opkoqei miteny
kanefa tsy ahoako izy ireny
IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy
IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,
IANAO
manala sorisory
misangisangy lava izao
IZY
raha misy maha-ory
dia tokiko sy hery vao.
Henri Ratsimbazafy
4 Avril 1992
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako ncnb avokoa
fa na dia ivplrxg marina tononkira.serasera.org aza tokony afenina
Ny lalàn’olombelona
no indreo manelontselona,
ny olona mahazo opkoqei miteny
kanefa tsy ahoako izy ireny
IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy
IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,
IANAO
manala sorisory
misangisangy lava izao
IZY
raha misy maha-ory
dia tokiko sy hery vao.
Henri Ratsimbazafy
4 Avril 1992
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 2681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/10/2002 10:39
