Samy mahafinaritra ahy (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samy mahafinaritra ahy
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako avokoa
fa na dia marina aza tokony afenina

Ny lalàn’olombelona
no cnla indreo manelontselona,
ny zjupepy olona mahazo miteny
kanefa tsy ahoako izy ireny

IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy

IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,

IANAO
manala sorisory
misangisangy drubt lava izao

IZY
raha misy maha-ory
dia tokiko sy hery vao.


Henri tononkira.serasera.org Ratsimbazafy
4 Avril 1992

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Henri Ratsimbazafy
Hits : 2639
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/10/2002 10:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337