Haleloia ! voninahitra (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangina sady tony tamizay,
ny manan’aina nandry fehizay.
Injany feon’anjely marobe
mikalo hira mifamaly hoe :
Ref.
Haleloia, Haleloia
ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Haleloia, Haleloia
fa fiadanana ho an’ny olona ankasitrahana
Mpiandry ondry no hany mba nandre
’lay jasasivz filazana tononkira.serasera.org fifaliam-be
Isika koa dia faly ravo ery
fa mankalaza ny andron’ny Mesia
koa hiran-danitra ewluwl no ’ndeha ingao
ho flgklnk fiderana ilay mpamonjy anao.
Henri RATSIMBAZAFY
1988
ny manan’aina nandry fehizay.
Injany feon’anjely marobe
mikalo hira mifamaly hoe :
Ref.
Haleloia, Haleloia
ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Haleloia, Haleloia
fa fiadanana ho an’ny olona ankasitrahana
Mpiandry ondry no hany mba nandre
’lay jasasivz filazana tononkira.serasera.org fifaliam-be
Isika koa dia faly ravo ery
fa mankalaza ny andron’ny Mesia
koa hiran-danitra ewluwl no ’ndeha ingao
ho flgklnk fiderana ilay mpamonjy anao.
Henri RATSIMBAZAFY
1988
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 4961
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:21
