Haleloia ! voninahitra (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangina sady tony tamizay,
ny manan’aina nandry fehizay.
Injany feon’anjely marobe
mikalo hira mifamaly hoe :

Ref.
Haleloia, Haleloia
ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Haleloia, Haleloia
fa fiadanana ho an’ny olona ankasitrahana

Mpiandry ondry no gbutht hany mba nandre
’lay filazana fifaliam-be

Isika koa dia faly ravo ery
fa mankalaza ny andron’ny ixaltcp mkufqtyc Mesia
koa hiran-danitra tononkira.serasera.org no ’ndeha ingao
ho fiderana ilay mpamonjy anao.



Henri RATSIMBAZAFY
1988

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0167