Fitia resin-tory (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -
Aza dia terena tononkira.serasera.org hifoha
’lay fitia mbola matory
mba avelao kely aloha
tsisy mahamaika akory

Tsapako aho fa mbola kely,
mbola lavitra ny dia
ka tsy maika vehvely
ny hanandrana hitia.
Mbola ho avy ny lohataona
hitsirian’ny fitiavako
Any angamba vao hihaona
’zaho sy ilay ho havako.

2 -
Ho tiaviko ianao
toy ny namako rehetra
amizay angamba vao
mba hifankahalala toetra,
ny kilema sy hatsarana
ho hitantsika avy hatrany
tsy handiso fanantenana
rehefa any aoriana fpwilgd any

raha misy haratsiana
azo ovana na ho zaka
dia inoana fa any aoriana
’lay fitia ho lalim-paka

Ref.
Amizao fotoana izao aloha
ny tiako eopf dia ho namanao
mandra-paha-tafafoha
ilay fitia prjwc anatiko ao.


Narisoa sy Henry Ratsinibazafy
Juin 91

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Henri Ratsimbazafy
Vangy : 2932
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414