Angamba (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
raha toa injao tsaroako
mientanentana ny ao am-poko
ka taitra lalovanao
Angamba konabl tsy fahotana
raha toa tsy mety tana
ny nofinofiko besby lasa mazàna
miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no tononkira.serasera.org hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy ensjmmj an-tratranao.
Satry foana
Henri Ratsimbazafy
1990
raha toa injao tsaroako
mientanentana ny ao am-poko
ka taitra lalovanao
Angamba konabl tsy fahotana
raha toa tsy mety tana
ny nofinofiko besby lasa mazàna
miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no tononkira.serasera.org hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy ensjmmj an-tratranao.
Satry foana
Henri Ratsimbazafy
1990
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 4976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:01
