Angamba (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
raha toa injao tsaroako
mientanentana ny ao am-poko
ka taitra lalovanao
Angamba vaepl tsy fahotana
raha toa tsy mety tana
ny nofinofiko lasa mazàna
miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka tononkira.serasera.org eo mandavan-taona
Satry foana sjtsnj hisangisangy nzit hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana
Henri Ratsimbazafy
1990
raha toa injao tsaroako
mientanentana ny ao am-poko
ka taitra lalovanao
Angamba vaepl tsy fahotana
raha toa tsy mety tana
ny nofinofiko lasa mazàna
miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka tononkira.serasera.org eo mandavan-taona
Satry foana sjtsnj hisangisangy nzit hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana
Henri Ratsimbazafy
1990
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 4976
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 00:01
