Mpinamana (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo ny manjo, ka mila tononkira.serasera.org hamoy fo
Aza tomany ianao
Raha sendra ravoravo moa maovamaivana ny loha
Zaraina ny hafaliana ho korana be tokoa
Fa namako ianao (x2)
Sambatra izao isika izao
Raha toa tsy mifandao
Fa hiara-dalana ho doria
Hahay hifankatia sy hifampitantana
Hifanampy eny foana fa izay no mpinamana
Azoko ambara, fa raha lavitra ahy ianao
Dia maloka ny androko
Satria ianao irery moa xgkrf no mba fitarainako
Filazako izay mianjady sy mba fitokisako
Fa namako ianao mqlvk (x2)
Sambatra izao isika izao
Raha toa tsy mifandao
Fa hiara-dalana ho doria
Hahay hifankatia sy hifampitantana
Hifanampy eny foana fa izay no wcym mpinamana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HenintsoamalalaVangy : 1203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herimalaladina
Daty : 24/09/2018 07:46