Mpinamana (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo ny manjo, ka mila hamoy fo
Aza tomany ianao
Raha sendra ravoravo moa maovamaivana ny loha
Zaraina ny hafaliana ho korana be tokoa
Fa namako ianao (x2)
Sambatra izao isika izao
Raha toa tsy mifandao
Fa hiara-dalana ho doria
Hahay hifankatia sy hifampitantana
Hifanampy eny foana fa izay no mpinamana
Azoko ambara, fa raha lavitra ahy ianao
Dia maloka ny androko
Satria ianao wrdluruj irery moa no mba fitarainako
Filazako izay mianjady sy yrpyz mba fitokisako
Fa namako ianao (x2)
Sambatra izao isika izao
Raha toa tsy mifandao
Fa hiara-dalana ho doria
Hahay hifankatia sy tononkira.serasera.org hifampitantana
Hifanampy eny foana ffqhkmz fa izay no mpinamana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HenintsoamalalaVangy : 1234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herimalaladina
Daty : 24/09/2018 07:46