MPINAMANA II (Henintsoamalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatro, fa tsy hahamenatra anao
Ny hitory fitiavana amiko
Isika izay efa mpinamana hatrizay
Tianao mba hifankatia indray
Tianao mba hitambatra ho iray

Ref : Fa tsaratsara amiko sy ianao
ifsr        Mijanona ho mpinamana
        Ho mpianadahy ho doria
        Fa tsy ho mpifankatia
  tononkira.serasera.org       Hifampitondra toy ny mpiray tampo (bis)

Tsy qtly hoe sanatria fankahalako anao nefa
No nandraisako izao hevitro izao
Tsy tsara amiko ebjogawn na aminao tokoa tokoa
Ny hiova filamatra hoatrizao
Tsy tsara raha ho iray izaho sy ianao

Ref : fa tsaratsara sns...
        Ouh! Hifampitondra toy ny mpiray tampo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Henintsoamalala
Vangy : 2598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dinasyanou
Daty : 06/09/2007 18:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478