Zanaka adala (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rendarendra sy ny ditra rehetra rehetra
No namenoako ny ilyxq fiainako
Eso sy latsa ary teny ratsy hafa
No nataoko ny namako
Fahoriana e, fijaliana no niainako hatrizay
Fony tsy nahalalako Anao re ry Ray
Nandeha qovyug nirenireny toy ny tsy nisy mpiteny
Nandany tononkira.serasera.org ny fananandray sy reny
Soa fa niandry ahy tamin'ny tambitamby
Ilay Jesosy Fitiavana
Koa ankehitriny, raisiny toa tsisy tsiny
Izaho ilay ondry very
Fifaliana e, fitahiana no eewprka iainako indray
Efa eo ankaikinao re ry Ray
Fisaorana erampo ary eratsaina koa
No indro milaotra avy ato ampo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HenintsoamalalaVisites : 1537
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herimalaladina
Date : 24/09/2018 07:46