MBOLA MISY TSY MAHAFANTATRA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia efa notoriana aza re ny lazany
Ka naely eran-tany ireo asa vitany
Na mitahy isan’andro aza ka manampy izy
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany (2)

Na nanolotra ny ainy aza wyhm mba halatsaka
Na handatsaka ny rany mba ho fanavotana
Na mametraka tso-drano feno fiadanana
Mbola misy eohfcsea tsy mahafantatra ny anarany

Isan’andininy:
Tompo ô!
Aiza ianao?
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarana (2)
Na midera mankalaza tononkira.serasera.org anao aza izao ldth rehetra izao (2)
Ry Tompo ô aiza ianao;
Fa mitady anao izahay?

HND
AMBOHIPO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034