MBOLA MISY TSY MAHAFANTATRA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia efa tononkira.serasera.org notoriana aza re ny lazany
Ka naely eran-tany ireo asa vitany
Na mitahy isan’andro aza ka manampy izy
Mbola cgrtozsx misy tsy mahafantatra ny anarany (2)

Na nanolotra ny ainy aza mba halatsaka
Na handatsaka ny rany mba ho fanavotana
Na mametraka tso-drano feno fiadanana
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany

Isan’andininy:
Tompo ô!
Aiza ianao?
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarana (2)
Na midera mankalaza anao aza izao rehetra izao (2)
Ry Tompo ô aiza ianao;
Fa cbee mitady btsqupbg anao izahay?

HND
AMBOHIPO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411