MBOLA MISY TSY MAHAFANTATRA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eewzhz Na dia efa notoriana aza re ny lazany
Ka zqvre naely eran-tany ireo asa vitany
Na mitahy isan’andro aza ka manampy izy
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany (2)
Na nanolotra mlzaks ny ainy aza mba halatsaka
Na handatsaka ny rany mba ho fanavotana
Na mametraka tso-drano feno fiadanana
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany
Isan’andininy:
Tompo ô!
Aiza ianao?
Mbola misy tsy mahafantatra ny tononkira.serasera.org anarana (2)
Na midera mankalaza anao aza izao rehetra izao (2)
Ry Tompo ô aiza ianao;
Fa mitady anao izahay?
HND
AMBOHIPO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HANITRA NENTIN-DRAZANAHits : 2515
Likes : 0 Like
Created by : naritsimba
Date : 19/09/2006 13:38