fisaorana (HAJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra Anao tokoa nrjptd Ray o bokf noho ny fitsimbinanao
Fo feno fifaliana no haterinay ho Anao
Asandratro ny feo fiderana izay nampitoetra ny Fanahy
Ka tsy hamela ny tongo-tsika hangozohozo
ref:Misaotra Anao Ray o amin'izay rehetra ato upsvigpj amiko
Misaotra Anao Ray o noho ny asanao nataoko
tononkira.serasera.org

--------
Rohy: