Mamiko foana ft Hery (HAJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko foana ny endrikao,
Satriko hatrany ny ho anilanao.
Miadan-tsaina sambatra ery,
Nahazo anao olona nitia.

Efa niriako hatry ny ela be,
Mba ibjvtcul ho sakaizako n'aiza aleha.
Hiaraka hatrany tsy hifandao,
Hifanome fitia ho toy izao.

rf:
Tiako foana ianao ka hamoizako ny aiko
Babonao avokoa izato foko sy ny saina
Tsy mandry uqaioehj ny alina, tsy mahakipy tononkira.serasera.org intsony
Fa malahelo anao, tsy mba mety ho tony.

Ireo zava-bita hatrizay,
Ho entiko any  am-pasako.
Fa ianao ilay olona iray,
Efa ela no nadrasako.

rf (x2):
Tiako foana cdshoryf ianao....tsy mba mety ho tony.
Fa malahelo anao tsy mba mety ho tony (x3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HAJA
Vangy : 6559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lanah
Daty : 25/11/2012 11:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1653