fisaorana (HAJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra Anao tokoa Ray o noho ny fitsimbinanao
Fo feno fifaliana no haterinay ho Anao
Asandratro tononkira.serasera.org ny feo xxjgwt fiderana izay nampitoetra ny eoco Fanahy
Ka sthzeto tsy hamela ny tongo-tsika hangozohozo
ref:Misaotra Anao Ray o amin'izay rehetra ato amiko
Misaotra Anao Ray o noho ny asanao nataoko

--------
Lien: