Hira tsotra (HAJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavako, fitiavako ianao iny
Ilay hasambarako tsy ho roa
Ka dia hialako fondro sy tsiny
Fa fitiavako safidin'ny fo.

Hasambarako, fitiavako ianao iny
Tsy ho sarako fa tiako tokoa
Ny taratr'iny volana iny
No handravaka ny fontsika roa.

Ref:
Hira tsotra sy fohy no atolotro ho anao
Dia hirao sy kaloy rehefa sendra tsy eo aho
Hira tsotra ho anao tena avy amin'ny fo
Ho porofo fa tiako ianao.
....

Ref: ... (x2)

Hira tsotra ho anao tena avy amin'ny fo
Ho porofo fa tiako ianao!!
...
Fa ho porofo fa tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HAJA
Vangy : 507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 04/12/2021 17:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836